Et si on parlait de la Liberté d’expression!
Sais-tu que tu as le droit de t’exprimer librement ?
La liberté d’expression, c’est ton 𝗗𝗥𝗢𝗜𝗧 de dire ce que tu penses, de recevoir et de partager des informations sans être censuré. Ce droit permet à chacun d’exprimer son opinion , même si elle ne plaît pas à tout le monde, tant que cela respecte les lois. La liberté d’expression est essentielle pour encourager les discussions et prendre des décisions éclairées dans notre société .
Pour Doma, la liberté d’expression, c’est pouvoir partager ses idées librement, mais sans inciter à la haine, à la violence, ou à diffuser des fausses informations.
Et toi ? Comment définis-tu la liberté d’expression ? ______________________________________
Andao asiana resaka ny fahalalahana miteny
Manana zo haneho hevitra malalaka ianao
Ny 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒍𝒂𝒍𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒉𝒐 𝒉𝒆𝒗𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒕𝒆𝒏𝒚 dia zo ahafahanao maneho ny hevitrao, zo ahafahanao hizara na handray vaovao an-kalalahana ka tsy misy sakantsakana na sivana. Io zo io no miantoka ny fahafahana mizara, na eo aza ny tsy fitovian-kevitra , saingy kosa misy ny lalàna mifehy azy. Ny fahafahan’ny tsirairay maneho ny heviny no ahazoana fomba fijery maro samihafa, ary izany no manamafy ny ady hevitra eo anivon’ny fiaraha-monina , izay fototra ijoroan’ny demokrasia .
Raha ny hevitr’i Doma, ny fahalalahana miteny dia ny zo haneho hevitra an-kalalahana, nefa tsy tokony hamporisika fankahalana, herisetra, na hanelezana vaovao diso.
Ary ahoana kosa ny hevitrao ?
- Partagez cet article sur